Teny iditra | malazo molotra | |
Singan-teny | malazo ; molotra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona voan' ny hakiviana noho ny fahadisoam-panantenana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Décontenancé (littéralement: dont les [...] gaina) [tohiny 1.54] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |