Teny iditra mamaly (valy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manome valiny: Tsy mbola namaly ny fanontaniako ihany ve ianareo?
Manome (zavatra) ho setriny: Aza mamaly ratsy ny ratsy
Manome valin-teny tsy amim-panajana, manohitra: Aza mba mianatra mamaly mpampianatra toy izao ise fa tsy tsara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Répondre, rendre la pareille, punir ou récompenser selon les actes [1.3]
Ohatra 
1Tsy namaly I Feno [2.472]
2Ny zava-maneno voakitika mahalankalana no namaly ny teniny [2.471]
3Rehefa tapitra ny tenin'ny mpiampanga vao mamaly hianareo, hoy izy [2.324]
4Mba te hamaly azy ihany i Lidy nefa tsapany fa tsy haharesy azy na oviana na oviana izy [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamaly
Ny lasa : namaly
Ny hoavy : hamaly
Filaza mandidy : mamalia
Kamban-teny 

Teny iditra mamaly (faly)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To shoot [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20