|
|
|
|

Teny iditra 1  manafosafo
Fototeny  2 safosafo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  ny tsiotsiokan' ny rivotra malefaka no toa manatambitamby sy manafosafo azy [2.470#41]
8  injay nisy tanana nanafosafo ny lohako sy feo nandrotsirotsy ny sofiko [2.471#21]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26