|
|
|
|

Teny iditra 1  manamafy
Fototeny  2 mafy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manamarina: Faly aho fa manamafy ny hevitro ny lazainao
9 manampy: Aoka ianao tsy hanamafy ny fananarana efa nataoko azy
10 mampitombo: Vao mainka hanamafy ny alahelony raha miseho ho malahelo koa ianao [1.1#585]
[1.1#552]
Fanazavàna teny anglisy  11 to reinforce, to strengthen, to harden
12 to reiterate, to emphasize [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 rendre dur
14 confirmer [1.3, 1.8]
15 fortifier, rendre fort, surajouter, augmenter [1.3]
16 renforcer, rendre solide
17 répéter [1.8]
Ohatra  18  manamafy an’izany fijery izany ny fomba nandaniana ny lalàna. [4.27]
19  Tsy afaka hitaky valisoa na amin' iza na amin' iza aho, raha manamafy ny hidintranoko — [2.503#5]
Tohi-kevitra  20 manalemy
Mpanahaka  21  mampahatanjaka, 22  mampahavitrika, 23  manantitra, 24  manatsohara, 25  mandalina, 26  mankahery, 27  manofana
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  29 fanamamy, manamafy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22