Teny iditra (1/3) | 1 manangona (angona) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Manao izay hahatonga olona maro amin' ny toerana iray: Manangona ny mpianatra rehetra ny lehiben' ny sekoly 4 Mamory zavatra betsaka hotehirizina: Manangona loto no raharahan-dRangahy iny 5 Mampivondrona: Nanangona ny heriny rehetra izy dia nitsambikina [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to collect, to assemble, to gather things or persons together. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 rassembler, accumuler [1.13] |
Ohatra |
8 Tsy maintsy manangona hery tsara amin' ny fitondrana azy an-doloha ho ery amin' ny gara, iny alina iny ihany. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny manangona io |
Teny iditra (2/3) | 14 manangòna (angona) |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manangona |
Tsanganana sy sary iray takila |
16 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Teny iditra (3/3) | 17 manangona |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Voambolana |
19 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
20 (de manana : prendre, avoir, et gona : les coups). Sakoanala villosa R.Vig. (Fabaceae). Bois sans grand intérêt. Voir aussi sakoanala. [Tankarana]
[1.196] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 22 manangano, manangona, manangòna, manongana, manongàna, manangano, manangona, manangòna, manongana, manongàna |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |