Teny iditra manao havako tsy meloka
Singan-teny manao ; havana ; tsy ; meloka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny fiangarana ataon' ny lehibe mba tsy hanamelohana ny havany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23