Teny iditra | manao rainazy | |
Singan-teny | manao ; rainazy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manan-toetra morainy loatra, olom-be, tsy mihevitra loatra ny tena adidy, mandefitra na mampihafy ny tokony hatao [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To be negligent, to be careless [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | être négligent [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/17 |