|
|
|
|

Teny iditra1  manao sakafo ambany foitra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fitokoavana  3  mikezaka [1.1]
4  milofo [1.1]
Ohatra  5  [2.588] Ary efa nanao sakafo ambany foitra sy efa nitondra tapany tahaka ny kibon'ny omby ririnina, ka hiasa andro aman'alina;
Singan-teny  6  manao, sakafo, ambany, foitra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07