|
|
|
|

Teny iditra1  manao sikim-ponitra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] mamatotra mafy ny sikina manodidina ny valahana ho mariky ny fahavononana hiasa mafy
Singan-teny  4  manao, sikim-ponitra
Tovy hevitra  5  misikim-ponitra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10