|
|
|
|

Teny iditra1  manao teli-moka
Singan-teny  2  manao, teli-moka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  mitelina avy hatrany tsy mitsako akory [1.1]
Ohatra  5  Ary dia nanaikitra an' Ibonia indray izy ka tsy nahakaikitra azy, fa hery nanao telimoka an' Ibonia no natao; [1.406]
6  Nosinimban' ireo nifiny banga izy io ka tsy mahatsako intsony fa manao telimoka ka izany no naharesy an'ady anareo. [2.895]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20