Teny iditra (1/2) | 1 manary faty |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] manipy faty ho verivery fotsiny fa tsy mandevina azy |
Singan-teny | 4 manary, faty |
Teny iditra (2/2) | 5 mañary faty |
Sokajin-teny | 6 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.78] [Taisaka]
mandevina |
Singan-teny | 8 mañary, faty |
Fivaditsoratra | 9 mañary faty, manary faty |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
![]() |