|
|
|
|

Teny iditra 1  mandihy
Fototeny  2 dihy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampihetsika ny tongotra sy ny tanana miaraka amin' ny amponga sy ny zavamaneno mampientanentana: Faly loatra izy ka rafitra nandihy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to dance [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 danser [1.8]
Ohatra  11  Akoho lahy mihehy lavenona ireny, ka mandihy ambony fasan-drazana. [2.472#225]
Mpanahaka  12  mirebika, 13  mitotorebika, 14  mitsinjaka
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe mandihy
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22