|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 Malamalama ary toa mamirapiratra amin' ny fijery azy toy ny nohosorana menaka, tsy mangavoka, mangirana ohatra ny misy menaka: Mandin' ny tsemboka ny tarehiny
19 Miadana, sambatra, velom-pinaritra [1.1#604]
Fanazavàna teny frantsay  20 lisse, poli, uni, lustré, luisant, qui a la peau ou le poil lisse [1.3#430]
Tovy hevitra  21 mandimandina
Mpanahaka  22  malaholaho, 23  malamalama, 24  malambolambo, 25  malandilandy, 26  mamirapiratra, 27  mangilatra, 28  mangilohilo, 29  mihilontrilona, 30  mihilotrilotra, 31  mililotra, 32  minendonendo
Fikambanana  33  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mandina
Ohabolana  34  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 35  mandina
Fototeny  36 dina
Sokajin-teny  37  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
38  Ny ankehitriny :
39  Ny lasa :
40  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  41 [Provincial] to cut a piece off [1.2]
Ohabolana  42  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  43 mandany, mandina, 44 manindà, maninda

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/17