| Teny iditra (1/3) | 1 mandòna |
| Fototeny | 2 dona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manatsoboka, mandroboka maharitra ao anaty rano: Mandona lamba anaty rano
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to soak
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 tremper
[1.8] |
| Teny iditra (2/3) | 11 mandòna |
| Fototeny | 12 dona |
| Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
18 [Antambahoaka] manomboka
[1.78] 19 Mamòka, manapàka, mangona: Nandona ny bisikiletako ny fiarakodianao ka tsy maintsy mitaraina aho 20 Mikapoka, mively: Mandona ny fantsika amin' ny tanany io mpandrafitra io 21 Mipaika, mipaipaika: Misy mandona ny varavaranay isan' alina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22 to knock, to strike
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 frapper, battre, heurter
[1.8] |
| Ohatra |
24 Injao koa misy mandona ao am-baravarana.
[2.499#]
25 Mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny. [2.470#] |
| Fikambanana | 26 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe mandona |
| Teny iditra (3/3) | 27 mandonà |
| Fototeny | 28 dona |
| Sokajin-teny | 29 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandòna [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 30 mañando, 31 mandano, mandaño, mandonà, mandòna |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|