|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandroatra
Fototeny  2 roatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitera-droatra, misy raotrany: Mandroatra ny rano mianjera amin' ny riana
9 Enti-milaza ny vary handroina izay manomboka mamorivory: Efa mandroatra ny vary ka tsy ela dia ho masaka
10 Mirehitry ny hatezerana tampoka: Nandroatra foana tsy nisy antony teo izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to foam, to boil over [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 déborder en écume [1.8]
Ohatra  13  mandroatra fotsiny toa ranon-tsavony sy mamoa-pofona hafahafa ny kafe azony. [2.470#46]
Mpanahaka  14  mifoabe, 15  mifoaka, 16  misafoaka, 17  misamontotra, 18  mitroatra
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe mandroatra
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 21  mandroatra
Sokajin-teny  22  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  23 petit fleuve de la préfecture de Morondava [1.11]
Voambolana  24  Haitoetany: renirano, farihy

Fivaditsoratra  25 mandraotra, Mandroatra, mandroatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19