|
|
|
|

Teny iditra 1  mandrokidroky
Fototeny  2 drokidroky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manambitamby mba hahazoana tombontsoa; manao izay hahafaly mba hanambakana: Nandrokidroky an-drainy marary izy mba hahazoana betsaka amin' ny zara lova [1.1]
Mpanahaka  9  mamoky, 10  manangoly, 11  manojikojy, 12  manolikoly

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22