|
|
|
|

Teny iditra 1  mamoky
Fototeny  2 voky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manome sakafo betsaka: Mamoky ny vahiny rehefa tonga mitsidika azy Rabe
9 Mamporisika, mitarika, mitaona olona hanao zavatra tsy dia mampaharisika azy loatra, amin' ny fandokafana azy na amin' ny fampanantenàna soa be ho azy: Mamoky ny vahoaka hikomy ny mpanoha riana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to satisfy with food; subvert [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 rassasier; pousser à la révolte [1.8]
Ohatra  12  Ny mamoky ny hendry sy manome fo ny adala hikomy. [1.123#]
Mpanahaka  13  mamahana, 14  mambosy, 15  manabontsina, 16  manadala, 17  manao, 18  mandraviravy, 19  mandrendrika, 20  mandroboka, 21  mandrokiroky, 22  manome, 23  mitaona, 24  mitomany
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  26 mamiko, mamoky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22