|
|
|
|

Teny iditra1  mandroritra
Fototeny  2  roritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Manintona, mitarika, misarika: Mandroritra olona amin' ny sandriny
5  Manenjana: Mandroritra anja-koditra
6  Manalava, manitatra: Fanaon-dRangahy io izany mandroritra resaka izany
7  Mamivitra: Fomban' ny mpampianatra ny mandroritra ny sofin' ny mpianany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  to pull and stretch out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  tirailler; allonger en tirant [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Mpanahaka  14  mandrirotra, manintona, manenjana, mitarika, manao sinto-mahery

Fivaditsoratra  15  mandrirotra, mandroritra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20