|
|
|
|

Teny iditra 1  maneritery
Fototeny  2 teritery
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7 masser [1.196]
Ohatra  8  ary izay zavatra maneritery anao, dia halalahiny. [2.59#65]
9  Nony torana teo aho ka efa saika hahazo aina dia injao tsaroako fa misy maneritery sy mamadibadika ahy tahak ny sanatria eo am-bavan' ny liona masiaka. [2.895#57]
10  Tsy isalasalako fa ny ankamaroan' ny fihetsika mikaviavia sy ny fepetra maneritery dia avy amin' ny tsy fahafahana hanaiky fa tsy fantatsika ny maha olona ny hafa. [1.369#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20