|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mangaina
Fototeny  2 manga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao tonga manga [1.1]

Teny iditra (2/3) 9  mangaina
Fototeny  10 gaina
Sokajin-teny  11  matoanteny na mpamaritra
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  15 diso fanantenana: Nangaina aho fa very ilay vola nianteheraho
16 foana tsy misy mipetraka, monina: Mangaina ity trano itỳ izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 disappointed [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  18 être désappointé, décontenancé; être vide: Nangaina aho, fa tsy tanteraka ny nantenaiko (J'ai été désappointé, parce que ce que j'espérais ne s'est pas accompli) ~ Mangaina io trano io (Cette maison est vide) [1.3]
19 être déçu (haihay)
20 être désappointé (gaina) [1.54]
Ohatra  21  mangaina sy mangaihay fotsiny I Katy sy Saonina mahita an-drainy tsy mety mifoha sy tsy miteny intsony. [2.470#71]

Teny iditra (3/3) 22  mangaiña
Sokajin-teny  23  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  24 maka ny ranom-pary avy amin' ny fary [2.165]
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  26 maingaña, 27 manaingà, manainga, 28 manangia, mangaiña, mangaina, 29 miangana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15