|
|
|
|

Teny iditra 1  manganohano
Fototeny  2 hanohano
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mangirangirana, mamirapiratra: Manganohano ny varahina
8 Enti-milaza zavatra madio dia madio mitarehin-drano, azo itarafana: Manganohano rano kely mandeha ity
9 Enti-milaza ny ranomaso mihandrohandro mita hirotsaka: Manganohano ny ranomason' itý zaza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be clear and limpid; shiny with wetness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 luisant, qui a la larme à l'oeil, limpide, transparent: Manganohano io varahina io (Ce cuivre est luisant) ~ Manganohano ity rano ity (Cette eau est limpide) ~ Manganohano ny ranomason' ity zazakely ity (Les larmes de cet enfant sont sur le point de couler) [1.3]
12 être clair, limpide; briller d'humidité [1.8]
Ohatra  13  Ny tarehiny notarafin'ny hamenan'ny masoandro, ka hoatra ny volamena manganohano [2.324]
14  sady manganohano ny ranomasony [2.470#172]
Mpanahaka  15  mangalahala, 16  manganihany, 17  mangarangarana, 18  mihandrohandro
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how manganohano
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  manganohano, 21 mangonahona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22