|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mankarenina
Fototeny  2 renina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza feo mafy dia mafy ka mahatonga ho marenina: Asaivo mangina izany ankizy izany fa mankarenin-tsofina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 rendre sourd [1.3, 1.5]
Ohatra  9  hoy ny mpanofa trano tao an-tany, ka mankarenina izato miliny! [2.499#68]
Tovy hevitra  10 mamparenina

Teny iditra (2/2) 11  mankarenina
Fototeny  12 renina
Sokajin-teny  13  mpamaritra
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  17 assourdissant [1.5]
Ohatra  18  Mamakivaky ny lanitra ny tselatra, ary kotroka mankarenina no manampy ny firaondraonan' ny onja mihaza ny rembiny. [2.471#15]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22