Teny iditra maro foana toa tanam-poza
Singan-teny maro ; foana ; toa ; tanana ; foza
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona maro izay tsy mahavita inona akory raha misy raharaha atao fa toa manelingelina indray aza izy ireo amin' ny hamaroany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14