|
|
|
|

Teny iditra1  Masikoro
Sokajin-teny  2  anaram-poko
Voambolana  3  Tantara: firenena
Fanazavàna teny malagasy  4  Zanapoko sakalava andrefana, aty amin' ny aty tany, mifanindrana amin' ny Vezo izay mitoetra amin' ny morontsiraka, mivelona indrindra amin' ny fiompiana sy ny fambolena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  habitant de l'intérieur. [Tankarana] [1.19]
6  nom d'une population du sud-ouest de Madagascar (ville principale: Toliary) [1.5]
Ohatra  7  Izay no nahatonga ilay anarana hoe Vezo sy ny masikoro. [2.606#176]
8  Ny masikoro na Antifiherenana no foko lehibe ao Fiherenana. [2.508#95]
Lohateny 
Tsanganana sy sary iray takila  10  Tenim-pirenenana

Fivaditsoratra  11  kiro-maso, Masikoro, misoroka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31