Teny iditra masontantely
Singan-teny mason- (maso) ; tantely
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Désigne le « gâteau de cire », les alvéoles des abeilles. Encore appelé tranontantely [1.196]
Ohatra Nahita masontantely feno mamy tao anaty hazo boboka hono ireto lalimanga iray tarika, ka avy hatrany dia nivolon-ko tompony ka nitsentsitra teo mandra-pahavokiny. [2.332]

Teny iditra masontantely
Singan-teny maso ; tantely
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Iray amin' ireo kitapo telo miforona ho vavonin' omby, izay ahitana kiloadoaka kely betsaka ka mahatonga ny anarany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Reticulum [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Réticulum, réseau [de l'estomac des ruminants] [3.1]
 Champ alvéolaire [1.13]
 Le « bonnet », l'une des poches de l'estomac du boeuf. Encore appelée vavonikena. [1.196]
Voambolana 
Mpanahaka  vahindrorohany ~ vavoninkena ~ vorivorinkena
Sary 

Teny iditra masontantely
Singan-teny maso ; tantely
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (de maso : oeil, dans le sens de chose précieuse, et tantely : le miel, plante mellifère). Identifiée à Desmodium trifolium par Descheemaeker, Ravi-maitso 1975, p. 37. Probablement une erreur pour Desmodium triflorum DC. (Fabaceae) Usages médicinaux. Voir aussi masotantely, tranontantely. D'après les photos apportées par Descheemaeker, cette plante a été identifiée à : Alysicarpus nummularifolius DC. (Fabaceae). Sa décoction est administrée en cas de diarrhée douloureuse (kibo manenitra), employée aussi en lotions contre l'inflammation des yeux. [1.196]
Anarana siantifika Alysicarpus nummularifolius
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/17