| Teny iditra | 1 matanjaka |
| Fototeny | 2 tanjaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Be aina, manana herim-batana, matomboka: Tonga daholo ny vatan-dehilahy matanjaka tao an-tanàna
10 Mafy: Heverinao ve fa matartiaka hahazaka itý vata itý io tady io? 11 Be herim-po: Matanjaka eo anoloan' ny fahoriana [1.1] 12 [Masikoro] vaventy, matavy [2.606#152] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 strong, vigorous; heavily built, corpulent
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 fort, vigoureux; gros; un peu gras
[1.8] |
| Ohatra |
15 Fantatra fa matanjaka I Feno.
[2.472#75]
16 Tia mampiasa teny matanjaka ianao! [2.944] 17 Ady vaventy sahaza ny olo-matanjaka! [2.643#118] 18 Izahay osa, fa hianareo no matanjaka; [2.996] |
| Mpanahaka | 19 be aina, 20 be sandry, 21 mafy, 22 mahery, 23 matomboka, 24 tomady |
| Fikambanana | 25 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe matanjaka |
| Ohabolana | 26 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|