Teny iditra | miala sasatra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Maka aina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To rest from fatigue, to refresh one's self when weary or tired. [1.2] | |
To rest [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Se reposer, s'arrêter [1.3, 1.5] | |
Se reposer [1.8] | ||
Ohatra | Nilentika ny masoandro, ka nanapa-kevitra izy rehetra, fa hanao sakafo sy hiala sasatra eo, vao manohy ny diany.
[2.324] | |
Singan-teny | miala ; sasatra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |
![]() |