Teny iditra | miamboho adidy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy manao na mandositra adidy; mandositra na milefa andraikitra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Se défiler, fuir ses responsabilités [1.5] | |
Voambolana | Filôzôfia | |
Singan-teny | miamboho ; adidy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |
![]() |