Teny iditra mianakavy (anaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny olona rehetra ao anatin' ny fianakaviana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ceux qui composent la famille, la parenté [1.3]
 Toute la famille: Isika mianakavy (To [...] [tohiny 1.5]
Ohatra 
1Nifampiala tsiny teo izahay mianakavy. [2.4]
2Tazaniny eny ilay ombivavy tokana azy mianakavy. [2.470]
3Tonga tao Itoamasina Rev. D. Johns mianakavy sy Mr. Baker mianakavy. [2.649]
Voambolana 
Tovy hevitra mpianakavy
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20