|
|
|
|

Teny iditra 1  miandry
Fototeny  2 andry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 mijanona eo amin' ny toerana anankiray ambara-pahatongan' ny olona na zavatra iray: Miandry ny zanako eto aho / Enimpolo taona no niandry ny fahafahana ny Malagasy
9 tsy miala eo amin' ny toerana iray na eo ankilan' ny olona na zavatra iray mba hiambina azy: Miandry ny entanay any an-tsena izy
10 mitily olon-dratsy: Miandry mpangalatra
11 mitoetra eo ankilan' ny marary iray mba hikarakara azy: Iza no hiandry an-drainareo eny amin' ny hopitaly rahariva? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to wait; to wait for [1.2, 1.7]
13 to be expecting; to expect, to watch, to tend, to herd [1.2]
14 to watch, to guard [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 attendre; surveiller, garder [1.8]
Ohatra  16  Izaho efa mivoajamala miandry anareo! [2.528#]
17  Mandrosoa rahavako fa miandry anareo. [2.895#]
18  miandry anao eto foana izahay roa kely. [2.471#]
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 20 misy ny teny how miandry
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  miandry, 21 mindray

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21