Teny iditra miankavia (havia)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay Aller à gauche [1.5]
Ohatra Saingy ny tandrimo dia mihodina miankavia na miankavanana ihany fa izy kosa sady miankavia no miankavanana: [2.471]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miankavia
Ny lasa : niankavia
Ny hoavy : hiankavia
Tohi-kevitra 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31