|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miantsona
Fototeny  2  antsona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Manatona ny morona: Saika tsy afa-niantsona ilay lakanay noho ny rivotra
5  Mijanona, mandatsaka vatofantsika: Niantsona tamin' ny seranana firy izany ny sambo nitondra anareo vao tonga tany Marseille? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to be aground, to stop, to strike, to run ashore, as a canoe. [1.2]
7  to come to harbor, to anchor [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  Aborder, être arrêté au bord de l’eau, être au mouillage: Saiky tsy afa-niantsona ny lakana noho ny onjan-drano (La barque a abordé difficilement à cause des vagues) ~ Niantsona tamin’ ny seranana telo ny sambo (Le navire a mouillé dans trois ports) [1.3#57]
9  entrer en rade, ancrer [1.8]
Ohatra  10  Miala any Antongila izy, mihoatra any avaratry ny Tanjon' i Bobaomby ary dia miantsona mandray namana ao Nosy Be. [2.508#]
11  Ny hany tombony angaha dia tsy miantsona eny afovoan-drano ny sambo ka mba mahita fisomebisebena eo an-tseranana aho. [2.471]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)16  miantsòna
Fototeny  17  antsona
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantsona
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  21  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  22  amantsony, amintsano, antsonaim, iantsonam, miantsona, miantsòna, namaitson, namotsian, nanatsimo, niantsoam, amantsony, amintsano, antsonaim, iantsonam, miantsona, miantsòna, namaitson, namotsian, nanatsimo, niantsoam

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14