|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miboridana
Fototeny  2 boridana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy miakanjo, tsy mitafy, tsy misy rakony: Mba asio lambany re itý latabatra fa aza avela hiboridana toy izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be naked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 être nu [1.8]
Ohatra  11  Nasaina niboridana dia nilahatra nanao tohivakana ny hotsaraina. [2.472#169]
Mpanahaka  12  mitanjaka

Teny iditra (2/2) 13  miboridàna
Fototeny  14 boridana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miboridana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 adirimbona, miboridana, miboridàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19