Teny iditra (1/2) | 1 midoladola |
Fototeny | 2 doladola |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Miraidraika, mirona miankavia miankavanana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to shake or wag (of the head); to reel [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 se balancer, comme la tête en dansant; tituber [1.8] |
Ohatra |
7 Nony teny am-pefiloha mby akaiky ny tanàna izy ireo, dia akory ny horakoraky ny kilonga mpiandry omby nahita azy midoladola ambony posy. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 12 mitihintihina, mitikintikina, midihindihina |
Teny iditra (2/2) | 13 midoladolà |
Fototeny | 14 doladola |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midoladola |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3] |
Tsanganana sy sary iray takila |
18 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 19 midalodalo, midoladola, midoladolà, midalodalo, midoladola, midoladolà |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |