|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  midona (dona)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mipaika mafy amin' ny zavatra iray: Nidona tamin' ny vato ny lakana ka saika nivadika
4  Miafara, tonga hatramy..., mivoaka: Midona any Ankadifotsy itý lanankely itý
5  Mirohondrohona: Midona ny orana any Ankaratra.
6  teny enti-milaza fa mipaika ny mpilalao iray amin' ny lalao daomy, izany hoe tsy manana masom-bato mitovy amin' izay miseho, ka mampandeha an' ilay ao aorianany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  to collide with, to bump into something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  heurter [1.3#113, 1.8]
9  choquer, se heurter
10  aller trouver, aboutir à [1.3#113]
11  se cogner contre [1.8]
Ohatra  12  Dia ho izay henonay midoboka izay tokoa ve ny vatan-tsambo midona amin' ny vato? [2.471]
13  nidona tamin' ny haram-bato ny sambo ka vaky (Le navire a heurté contre un rocher et il s'est brisé) [1.3#113]
14  midona eny amin' ny kianja io lalana io (Ce chemin aboutit à la place) [1.3#113]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :
Mpanahaka  19  mipoka, migona
Kamban-teny 
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny midona io

Teny iditra (2/3)22  midonà (dona)
Sokajin-teny  23  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midona
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#113]
Tsanganana sy sary iray takila  24  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Teny iditra (3/3)25  midona (dona)
Sokajin-teny  26  matoantenin' ny mpanao
Voambolana  27  Kilalao
Fanazavàna teny frantsay  28  passer (aux dominos) [1.3#114]

Fivaditsoratra  29  dinamô, mandio, midona, midonà, mindao, mionda, dinamô, mandio, midona, midonà, mindao, mionda

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21