|
|
|
|

Teny iditra1  miendrika
Fototeny  2  endrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Manana endriky ny...: Miendrik' anjely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to have the appearance of (distinguish from mendrika) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  ressembler [1.3#126, 1.8]
7  avoir l'air, la tournure, le port [1.3#126]
8  avoir l'air de (à distinguer de mendrika) [1.8]
Ohatra  9  Ho nofinofy toy ny angano ataoko aminy ny fari-piainany miendrika olombelona tokony hananany. [2.470]
10  fa andeha alao izy, ka ankasitraho tsara." Dia hitantsika amin' izany, fa ny anatra tsara, na dia iray aza, dia miendrika ho lafo ariary zato. [2.293]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
Kamban-teny 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny miendrika io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31