|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mifampitolona (tolona)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  se battre, se saisir avec les bras [1.3]
Tovy hevitra  5  mitolona
Mpanahaka  6  miady, mipaka, mifandronjina, miambàkana, mifandray, mifamofoka, mifandrozona, mifamatraka, mifanakodia, mifanongana, mifamira, mifampitangazona, mifandrirotra, mifanakorofoka, mifanenda, mifanao taingim-bozona, mifampionkina, mifanao taribaniana, mifandatsa-boa, mifandaraboka, mifandrangotra, mifandriro-bolo, mifandria-damba, manao balahazo, mifanala fihina
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny mifampitolona io

Teny iditra (2/2)8  mifampitoloña (tolo)
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  10  mifamely [Bezanozano] [1.78]

Fivaditsoratra  11  mifampitolona, mifampitoloña, mifampitolona, mifampitoloña

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31