Teny iditra migaona (gaona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Midona, mipaika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Se choquer, s'entre-choquer [1.3]
Kamban-teny 

Teny iditra migaona (gaona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To reach up to. See mipaka, mihatra [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : migaona
Ny lasa : nigaona
Ny hoavy : higaona

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25