Teny iditra |
mihanta
(hanta)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mangataka mafy aoka izany: Nihanta ity firavaka ity tamiko izy Miangavy mafy ary amim-panetren-tena: Mihanta aminao aho aoka hipetraka eto aminao ny zandriko Mitalaho, milela-paladia Mahazo izay rehetra angatahiny ka manaram-po: Zaza mihanta Ikoto ka tsy mahagaga io raha maditra rahatrizay [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be spoiled (of a child) [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Demander, supplier; être gâté: Mihanta akanjo iray aminao aho (Je vous supplie de me donner un habit) ~ Mihanta aminao aho, mba omeo fiantrana (Je vous en supplie donnez-moi une aumône) ~ Zaza mihanta io (C’est un enfant gâté) [1.3]
|
| être gâté (se dit des enfants) [1.8]
|
Ohatra | Ivatsia-mofo mihoatra noho ny zaza mihanta / Izany, Rainilaikely ô...
[2.470]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mihanta |
Ny lasa : |
nihanta |
Ny hoavy : |
hihanta |
Filaza mandidy : |
mihantà |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mihantà
(hanta)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihanta
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|