Teny iditra 1/2 mihantona (hantona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikiraviravy, mikirazorazo: Mihantona ao an-dalantsara ny tehiko fa alaovy
Mijanona tsy misy, mitsahatra: Efa hateloana izay no nihantona ny orana
Miato, mianina: Mihantona ny raharaha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be hung up, to hang up. [1.2]
 To hang [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être suspendu [1.8]
Ohatra 
1Nony inona, mody namaky gazety sy nizaha sary vitsivitsy nihantona tsy lavitra eo izy. [2.470]
2Noraisiko ny basy nihantona teny amin' ny rindrina, dia nivoaka ny trano aho, fa tsy namaly. [2.471]
3Teo an-kavian' ny varavarambeny raha hiditra, sahala amin' ny nihantona ny tanany. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihantona
Ny lasa : nihantona
Ny hoavy : hihantona
Filaza mandidy : mihantòna
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra 2/2 mihantòna (hantona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihantona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/21