Teny iditra |
mihintsana
(hintsana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Miraraka, miala amin' ny toerana misy azy: Nisy rivotra nifofofofo ka nihintsana daholo ny voan' ny paisonay tany Antanetikelimay ~ Mihihtsana izany volonao izany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To fall when ripe or withered; to fall out, as hair or feathers [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Tomber comme les feuilles, les cheveux [1.8]
|
Ohatra |
1 | Tsy maharitra ny fitsokan' ny rivotra ny ravinkazo am-pararano ka mihintsana maina.
[2.470]
|
2 | Farany, mihintsana dia rimbona ilay taova.
[2.472]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mihintsana |
Ny lasa : |
nihintsana |
Ny hoavy : |
hihintsana |
Filaza mandidy : |
mihintsàna |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mihintsàna
(hintsana)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihintsana
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|