|
|
|
|

Teny iditra 1  mikaly
Fototeny  2 kaly
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao zavatra am-pitandremana fatratra mba hahatonga azy ho lavorary, tsy misy hokianina [1.1]
Ohatra  9  Tsy niteny I Bory, fa dia namioka tamim-pilaminana, tamim-pilantoana, ohatra ny olona manao zavatra mikonjo sy mikaly fatratra. [2.472#66]
Mpanahaka  10  miangaly, 11  mijijy, 12  mikajakaja, 13  mikajy, 14  mikajy, 15  mikandy, 16  mikandikandy, 17  mikenakena, 18  mikojakoja, 19  mipasopasoka, 20  mitandrina
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mikaly

Fivaditsoratra  mikaly, 22 milika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22