|
|
|
|

Teny iditra 1  mitandrina
Fototeny  2 tandrina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampifantoka ny saina amin' ny zavatra iray ka manao izay rehetra azo atao mba tsy hisy hahavoa ny tena amin' izany: Mitandrema tsara rehefa mihazakazaka sao potraka
9 Miambina olona, manara-maso izay ataony: Tovolahy kely iny no nitandrina ny mpianatra ka nolalaoviny fotsiny
10 Mikarakara, manolokolo, mikajakaja: Aoka tandrina ity boky ity ohatra ny anakandriamaso ianao
11 Manaraka, manatanteraka: Izay te ho voavonjy, aoka hitandrina ny didy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to take care of; to look after; to be careful [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 prendre soin de, surveiller; avoir soin [1.8]
Ohatra  14  Aleo mitandrina ihany fa loza izay teo izay. [2.4#69]
Mpanahaka  15  mahakandikandy, 16  mahavatra, 17  mandala, 18  manolokolo, 19  miahy, 20  miambina, 21  miandry, 22  miaro, 23  mikajy, 24  mikarakara, 25  mikojakoja, 26  mikolokolo, 27  mikononkonona, 28  misaingy, 29  misoroka, 30  mitaiza, 31  mitandro, 32  mitity, 33  mitsabo, 34  mitsimbina
Ohabolana  35  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22