|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  mikapa
Fototeny  2 kapa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manapaka amin' ny famaky na antsibe: Lasa nikapa hazo any an' ala ny Dadan' i Lita
9 Manamboatra mba hisy rirany mahitsy: Mahay mikapa vato Rakoto
10 Mamely mafy amin' ny varotra, manao lafo izaitsizy, manondro-bidy tafahoatra: Loza io mpivarotra io raha hikapa
11 Maka tsikelikely hatrany amin' ny variraiventy farany, manihika: Nikapa ny volaho rehetra ilay karilahy iny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to cut a tree; to cut wood [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 abattre un arbre; couper [1.8]
Mpanahaka  14  Mamira, 15  Mipaika
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mikapa

Teny iditra (2/4) 17  mikapa
Sokajin-teny  18  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  19 [Sihanaka] misoroka [1.78]

Teny iditra (3/4) 20  mikapà
Fototeny  21 kapa
Sokajin-teny  22  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikapa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra (4/4) 23  mikapa
Fototeny  24 kapa
Sokajin-teny  25  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
26  Ny ankehitriny :
27  Ny lasa :
28  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  29 Manao kapa: Mandeha tsy mikapa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  30 to wear sandals [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  31 porter sandales [1.8]

Fivaditsoratra  32 akimpa, mikapà, mikapa, 33 mipakà, mipaka, 34 mpiakà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/24