Teny iditra (1/4) | 1 mikapa |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manapaka amin' ny famaky na antsibe: Lasa nikapa hazo any an' ala ny Dadan' i Lita Manamboatra mba hisy rirany mahitsy: Mahay mikapa vato Rakoto Mamely mafy amin' ny varotra, manao lafo izaitsizy, manondro-bidy tafahoatra: Loza io mpivarotra io raha hikapa Maka tsikelikely hatrany amin' ny variraiventy farany, manihika: Nikapa ny volaho rehetra ilay karilahy iny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to cut a tree; to cut wood |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] abattre un arbre; couper |
Fototeny | 6 kapa |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 11 mamira, mipaika |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 13 mikapa |
Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.78] [Sihanaka]
misoroka |
Teny iditra (3/4) | 16 mikapà |
Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikapa [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.3] |
Fototeny | 20 kapa |
Teny iditra (4/4) | 21 mikapa |
Sokajin-teny | 22 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
23 [1.1] Manao kapa: Mandeha tsy mikapa |
Fanazavàna teny anglisy |
24 [1.7] to wear sandals |
Fanazavàna teny frantsay |
25 [1.8] porter sandales |
Fototeny | 26 kapa |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 30 akimpa, ikapam, kapaim, mikapa, mikapà, mipaka, mipakà, mpiakà, paikam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/09 |
![]() |