Teny iditra mikija (kija)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Latsaka tsy misy fiatoana (orana, erika): Nikija nandritra ny herinandro ny erika
Mitovy hevitra: mijojo ~ mijoy [1.1]
Ohatra Ny orana anefa dia sady vaventy no mikija; [2.285]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikija
Ny lasa : nikija
Ny hoavy : hikija
Filaza mandidy : mikijà

Teny iditra mikijà (kija)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikija [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14