Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mikotrika | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Akoho mikotri-borombazaha: kohokohoina, Akoho mikotri-borona : kohokohoina, tsy any ny tena ; avela ihany, zaza nanasatra. [2.653] Akoho mikotri-borona : kohokohoina, toy an' ny tena ; avela ihany, zaza nanasatra. [2.415 #955] Akoho mikotri-borona : kohokohoina, tsy an' ny tena, avela kosa zaza nanasatra. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Poule qui a couvé des canards : elle les appelle, ils ne sont pas à elle ; elle les abandonne, ce sont des petits pour qui elle s' est fatiguée. [2.415 #955] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Boutade dite par ceux qui reprennent les enfants des autres et ne sont pas écoutés. [2.415 #955] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Akoho mikotri-borona : miongo-bolo amin' izay tsy ho namana. [2.558]
Akoho mikotrika Akoho mikotrika Akoho nikotrika atodim-borona, ka miongo-bolo amin' ny tsy ho an' ny tena. [2.165 #1683] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Poule qui couve des œufs de cane : elle se déplume pour ce dont elle ne jouira pas. [2.974 #300]
Une poule ayant couvé des œufs de canard: elle s' est arraché les plumes pour ce qui n' est pas à elle. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Akoho mikotrika Akoho mikotrika Akoho mikotrika Akoho mikotrika Akoho nikotrika Aza mila loza toy ny akoho mikotrika Mila loza toa akoho mikotrika | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Chercher malheur comme une poule qui couve des oeufs de caïman : elle se prépare une calamité. [2.415]
Poule qui couve des œufs de caïman : elle met tous ses soins à se préparer un malheur. [2.974 #302] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | S' exposer au danger et courir à sa perte. [2.415 #6310] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Aza manamavo tena ohatra ny akoho mikotrika ambany farafara. [2.558 #484]
Aza manamavo tena toy ny akoho mikotrika ambany farafara. [2.415 #2992, 2.653 #409] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne vous abaissez pas vous-même en vous dégradant, comme la poule qui va couver sous le lit. [2.415 #2992] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Hoy ny akoho mikotrika: Nokobaniny tany am-poto-tsofiny lahy ny atodiko; nefa ny mikiakiaka mbola ho zaza, ary ny mikobana efa lamokany. [2.165 #2304] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Vantotr' akoho manatody : ela | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Jeune poule qui pond : elle a eu longtemps, la démarche traînante, aussi croit-on qu' elle va couver ; mais hélas ! elle ne couve pas, elle refuse de couver. [2.415 #5942] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des espérances déçues. [2.415 #5942] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||