Teny iditra | 1 mila voa tsy ary |
Singan-teny | 2 mila, voa, tsy, ary |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 (izay soratana teny iray koa matetika: voatsiary): mitady zavatra tsy azo atao [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 To desire to get what does not exist. [1.2] 6 (lit. to seek fruit not yet formed) to make unreasonable demands [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 demander l'impossible [1.3, 1.196] 8 (lit. chercher un fruit pas encore formé) avoir des exigences peu raisonnables [1.8] 9 inventer des motifs de discorde [1.196] |
Tsipelina hafa | 10 mila |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13 |