|
|
|
|

Teny iditra 1  miorotra
Fototeny  2 orotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manongotra mandriry amin' ny tanana, manapaka amin' ny antsy [1.1]
Tovy hevitra  8 manorotra
Mpanahaka  9  manala, 10  manatsoaka, 11  mandriry, 12  manesotra, 13  manombotra, 14  Manongotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22