Teny iditra mirana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Falifaly ka hita amin' ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany: Olona miran-dava io zazavavy io
Mitovy hevitra: miriadriaka ~ ravoravo ~ sariadriaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Happy, radiant, smiling [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Radieux [1.3, 1.8]
 Content, enjoué, réveillé [1.3]
 Heureux, souriant [1.8]
Ohatra Tarehy mirana sy dia maika hatrany no iarahana. [2.470]
Sampanteny 
 
Tovy hevitra miramirana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19